![]()
Nanambara ny tsy fahaizan’ny lohalaharana malagasy mamono baolina sy mipetraka amin’ny toerana tokony hisy azy i Nicolas Dupuis, mpanazatra ny Barea de Madagascar. Manomboka izao, hijery ireo mpilalao eto an-toerana ny tenany. Tsy nanafina i Nicolas Dupuis, mpanazatra ny Barea de Madagascar fa mbola lesoka eo amin’ny Barea de Madagascar ny tsy fahaizan’ny lohalaharana malagasy […]