Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Rajaomaria Andry Tiana: 20 taona nikabariana, hamoaka  ny « Manovo Kabary»

$
0
0
Ela niseharana tanaty lahabolana am-bava… 20 taona katroka amin’ity taona 2021 ity no nilomanosan-dRajaomaria Andry Tiana teo amin’ny sehatry ny fikabarina. Tao anatin’izay, efa maro ny boky navoakany, ary miisa 8 izany.  Hisy ny tsangambato hanamarihana izany, eo am-piketrehana ny boky “Manovo Kabary” ny tenany, ankehitriny, ary efa masaka ny  nahandro ary hivoaka, anio, alarobia […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Trending Articles