Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70721 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

 « Voatra », taona faha-7: « Vita malagasy » anatin’ny vanim-potoana haikajy...

Nanomboka omaly hatramin’ny 28 novambra, ny fampisehoana famoronana « Voatra », taona faha-7, eo Antanimena. Hetsika karakarain’ny Antenimieran’ny varotra Antananarivo (CCIA), noho ny faha-100 taona...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Harena an-kibon’ny tany: dinihina ny tamberim-bidy

  Manana otrikarena amin’ny harena an-kibon’ny tany ny any Anjozorobe, saingy tsy misitraka izany ny mponina any ifotony. Fatiantoka ho an’ny firenena sy ny kaominina ny tsy fandoavan’ny mpitrandraka...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Miverina ny delestazy: ritra ny ranon’Andekaleka

Mitohy ny haintany eto amintsika. Saika mijaly rano daholo ny faritra sy ny tanàn-dehibe maro manerana ny Nosy. Miantraika any amin’ny famokarana herinaratra avy amin’ny tohodrano ny loharano ritra....

View Article

Tsy fahampian’ny rotsak’orana: sarotra ny famatsiana rano fisotro madio

Mihena ny rano tonga any amin’ireo foibe maro mikirakira sy iaingan’ny famatsiana rano fisotro, ankehitriny. Antony nahatonga izany ny haintany sy ny tsy fahampian’ny rotsak’orana, tato ho ato. Misedra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vadin’ny filoha Rajoelina Mialy: « Mila manatona CSB ny zatovovavy mandrindra...

Nanomboka anio ary haharitra hatramin’ny 10 desambra ho avy izao ny 16 andro hanaovana hetsika samihafa iadiana amin’ny herisetra. Marihina anio koa ny Andro natokana iadiana amin’ny herisetra atao...

View Article


Campagne sénatoriale: Le MMM dénonce des pratiques désuètes

Campagne sénatoriale: Le MMM dénonce des pratiques désuètes

View Article

Ho fisorohana ny loza mety haterany…: Nopotehina ireo baomba, grenady, vanja...

Ho fisorohana ny loza mety haterany…: Nopotehina ireo baomba, grenady, vanja nogiazana hatramin’izay

View Article

Antanimora: namono tena tamin’ny sotrobe ilay gadra

   Tsy mbola nisy naka hatramin’izao ny vata-mangatsiakan’ilay voafonja maty namono tena tao amin’ny fonjan’Antanimora, afakomaly. Efa nampandrenesina ny vaovao ireo fianakaviany, saingy tsy mbola...

View Article


Asa mamoafady amin’ny zaza tsy ampy taona: teratany vahiny 16 sy malagasy...

Mirongatra tao anatin’ny fotoana vitsy ny fitarainana mahakasika ny herisetra nofo atao amin’ny zaza tsy ampy taona. Voarohirohy ao anatin’izany ny teratany vahiny miisa 16 sy teratany malagasy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kamiaon’ny BNGRC tratra nitondra sokatra : miaramila lietnà iray, polisy...

Taorian’ny fakana am-bavany nataon’ny fampanoavana, nampidirina vonjimaika am-ponja (MD) any Fianarantsoa, omaly, ny manamboninahitra miaramila lietnà iray,ny  polisy iray, ny mpamily sy ny mpanampy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mpanao lalàna mitsara… tsaraina  

Aleo manafaka olo-meloka toy izay managadra olo-marina. Io ny nambaran’ny eo anivon’ny vaomieran’ny Fitsarana avo eny amin’ny Antenimierampirenena ho anton’ny nanemorana, fanindroany izay, ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampihehana ny fivezivezen’ny olom-pirenena: hanamora ny fikarakarana...

Notanterahina, omaly, ny fanokafana ny Ivon’ny torohay « Ivotoro » na ny  « Centre d’informations administratives et d’orientations », eny Nanisana. Nitokana izany ny filoha Rajoelina Andry sy ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

 “Grand Tana”: hofanina hitantana fotodrafitrasa ireo eny ifotony

“Tafiditra amin’ny tetikasa “Lalankely III” izao, iarahana amin’ireo mpisitraka eny ifotony ho amin’ny fahaiza-mitantana ny fotodrafitrasa mba haharitra sy ho voakojakoja”, hoy ny tale jeneralin’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hentitra ny Praiminisitra  Ntsay Christian: “Hafainganina ny...

                 Nanafatrafatra ireo mpitantana eny ifotony, indrindra fa ny governora ny Praiminisitra Ntsay Christian. Mitaky asa sy vokatra ny tenany. “Tokony hafainganina ny fanapahan-kevitra ary...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nesorina ny talen’ny Samva: raikitra ny fandraofan’ny CUA fako manerana ny...

Tsy ankiandriandry. Niroso avy hatrany amin’ny fandraofana fako eto Antananarivo Renivohitra ny eo anivon’ny fiadidiana ny Tanàna. Nanomboka, afakomaly alina, ny hetsika tamin’ny alalan’ny fampiasana...

View Article


Fampidiran-ketra : azo atao ny mampahaleo tena ara-bola ny kaominina

“Rehefa tena hetsehina sy mazava tsara ny itondrana ny fampidiran-ketra ifotony, tafiditra ny vola. Amin’izay no anaovan’ny kaominina fotodrafitrasa mba hisy hatrany ny fahatokisan’ny  olom-pirenena...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ampanihy: mamely ny tsy fanjarian-tsakafo lalim-paka

1% amin’ny zaza ao amin’ny distrikan’Ampanihy no tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika lalim-paka, araka ny fanazavan’ny mpitsabo mpanara-maso fahasalamana ao an-toerana, ny dokotera...

View Article


Fidinana tao Beraketa : nampirisika ny vehivavy hamboly Rajoelina Mialy

Namaranan’ny filohan’ny fikambanana Fitia, Rajoelina Mialy, ny fitsidihana sy ny fitondrana tohana ho an’ny vahoaka ao amin’ny tapany atsimon’ny Nosy, omaly, ny distrikan’i Beraketa. Vahaolana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsy fahampian-drano eto Antananarivo: fantson-drano 148 km efa tena tranainy,...

Nidina ifotony teny amin’ny kaominina Bemasoandro Itaosy ny minisitry ny Rano sy ny fidiovana ary ny fanadiovana, Rakotovelomanantsoa Voahary, niaraka amin’ny ekipan’ny Jirama, omaly. Nijery ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

“Ambohimalaza Time Attack 1.0”: vonona amin’ny moto Suzuki GSXR 750 i Karen

Hiavaka ny fifaninanana “Ambohimalaza Time Attack 1.0”, taranja fitondrana motobe, (grosses cylindrées), amin’ity, noho ny fisian’ny vehivavy tokana handray anjara amin’izany. Vonona hiatrika...

View Article
Browsing all 70721 articles
Browse latest View live