Mirongatra tao anatin’ny fotoana vitsy ny fitarainana mahakasika ny herisetra nofo atao amin’ny zaza tsy ampy taona. Voarohirohy ao anatin’izany ny teratany vahiny miisa 16 sy teratany malagasy tamin’ny tranga tao Toliara, herinandro vitsy lasa izay. Araka ny fanadihadiana, alain’ireo teratany malagasy ireo zaza tsy manan-kialofana sy tsy misy mpiahy eny an-dalambe rehefa avy tambazany. […]
↧