Tsy mbola nisy naka hatramin’izao ny vata-mangatsiakan’ilay voafonja maty namono tena tao amin’ny fonjan’Antanimora, afakomaly. Efa nampandrenesina ny vaovao ireo fianakaviany, saingy tsy mbola tonga naka ny razana. Hisy ny « autopsie » atao mahakasika aminy. “Raha mbola tsy misy maka ny razana, halevina ao amin’ny fasan’ireo gadra eny Tsiafahy”, hoy ny fanazavan’ny loharanom-baovao iray. Tsiahivina […]
↧