![]()
Aleo manafaka olo-meloka toy izay managadra olo-marina. Io ny nambaran’ny eo anivon’ny vaomieran’ny Fitsarana avo eny amin’ny Antenimierampirenena ho anton’ny nanemorana, fanindroany izay, ny fandinihan’ny fivoriambe hanapa-kevitra na hakarina Fitsarana avo na tsia ny antontan-taratasin’ireo mpitondra ambony. Sarotra ny raharaha, tsy mora ny fanapahan-kevitra. Mpanao lalàna no mitsara? Manapa-kevitra ny amin’ny fampiakarana ny raharaha eny […]