![]()
Nanafatrafatra ireo mpitantana eny ifotony, indrindra fa ny governora ny Praiminisitra Ntsay Christian. Mitaky asa sy vokatra ny tenany. “Tokony hafainganina ny fanapahan-kevitra ary tsy ilaina ny resaka ambony latabatra… Miara-miasa amin’ny ben’ny Tanàna, ireo tomponandraikitra rehetra any amin’ny kaominina ianareo governora… “, hoy izy teny amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena, Mahamasina, omaly. […]