![]()
“Tafiditra amin’ny tetikasa “Lalankely III” izao, iarahana amin’ireo mpisitraka eny ifotony ho amin’ny fahaiza-mitantana ny fotodrafitrasa mba haharitra sy ho voakojakoja”, hoy ny tale jeneralin’ny Fanajariana ny tany, Rabe Harimanana. Natao tetsy Anosy, omaly, ny fifanaovan-tsonia eo amin’ny minisitera (MATP) sy ny Ivontoeram-pirenena ho an’ny fampandrosoana eny ifotony (INDDL). Miofana amin’izany ny ben’ny Tanàna sy […]