Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70696

“Ambohimalaza Time Attack 1.0”: vonona amin’ny moto Suzuki GSXR 750 i Karen

$
0
0
Hiavaka ny fifaninanana “Ambohimalaza Time Attack 1.0”, taranja fitondrana motobe, (grosses cylindrées), amin’ity, noho ny fisian’ny vehivavy tokana handray anjara amin’izany. Vonona hiatrika hazakazaka i Karen. Hany vehivavy tokana, hifaninana amin’ny “Ambohimalaza Time Attack 1.0”, taranja fitondrana moto, hotanterahina ny alahady 29 novambra ho avy izao, Raveloson Karen, vao 24 taona monja. Ao amin’ny sokajy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70696

Trending Articles