Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

MJS: voatendry ho talen’ny Serasera Andrianiaina Tiavina Arnaud

$
0
0
Araka ny tolo-kevitry ny minisitry ny Tanora sy fanatanjahantena, nandritra ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia teo, voatendry ho tale misahana ny Serasera eo anivon’ny MJS Andrianiaina Tiavina Arnaud, talem-paritry ny tanora sy ny fanatanjahantena ao Alaotra Mangoro. Manana traikefa ESO amin’ny serasera ity tale zandriny indrindra manerana ny faritra ity, hita taratra amin’ny faritra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Trending Articles