Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Fampidiran-ketra : azo atao ny mampahaleo tena ara-bola ny kaominina

$
0
0
“Rehefa tena hetsehina sy mazava tsara ny itondrana ny fampidiran-ketra ifotony, tafiditra ny vola. Amin’izay no anaovan’ny kaominina fotodrafitrasa mba hisy hatrany ny fahatokisan’ny  olom-pirenena handoa hetra. Rehefa hitany ny vola miditra, misy ny fangaraharana.” Io ny fanazavan’ny talen’ny fitsinjaram-pahefana eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany, i Anjara Manatsara, momba ny atrikasa natao tany Anosy, afakomaly, niompana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Trending Articles