Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70758

Harena an-kibon’ny tany: dinihina ny tamberim-bidy

$
0
0
  Manana otrikarena amin’ny harena an-kibon’ny tany ny any Anjozorobe, saingy tsy misitraka izany ny mponina any ifotony. Fatiantoka ho an’ny firenena sy ny kaominina ny tsy fandoavan’ny mpitrandraka ny tamberim-bidy sy ny tsy fanarahan-dalàna. Miroso amin’ny fanatsarana sy fanavaozana ny lalàna ny fanjakana ankehitriny, nahatonga ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany nidina Anjozorobe, ny 24 […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70758

Trending Articles