Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70783 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vonoan’olona feno habibiana: ny reniny ihany no namono nahafaty ny zanany

Tranga iray mampalahelo. Renim-pianakaviana iray nahavita namono ny zanany vavy iray vao 10 taona monja, tao Anaborano, fokontany Masoala. Tranga niseho tao amin’ny kaominina Vinanivao,...

View Article


Namoy fo? voafonja iray namono tena tao Antanimora

Hatairana ny an’ireo voafonja ao Antanimora, omaly. Lehilahy iray voampanga tamina raharaha fakana an-keriny sy raharaha hafa ihany koa maty namono tena. Nihoson-dra tanteraka ny vata-mangatsiakany...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Taolagnaro: dimy lahy nahatrarana taolam-paty miisa 146

Saika hatao inona ? Tratran’ny polisin’ny UIR ao Taolagnaro ireo dimy lahy niaraka tamin’ny taolam-paty miisa 146 tao Mangarivotra Taolagnaro, afakomaly. Nataon’ireo mpangalatra taolam-paty tanaty gony...

View Article

Jiolahy efatra voatifitra tao Toamasina: narahin’izy ireo taty Antananarivo...

Ny fianakavian’ireo jiolahy naka ny razana tao amin’ny tranom-patin’ny Hopitalibe Toamasina no nahalalana fa mpihavana ny telo amin’ireo jiolahy efatra lavon’ny balan’ny polisy nandritra ny fifandonana...

View Article

RTS Fiadanana: manamboninahitra jeneraly miisa 39 notolorana faneva

Notontasaina, afakomaly, teny amin’ny Toby 1er RTS Fiadanana ny lanonana ara-miaramila, fanolorana faneva ho an’ireo manamboninahitra jeneraly zandary sy tafika voasalotra ny taona 2019. Lanonana teo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ho fisorohana ny loza mety haterany: nopotehina ireo baomba, grenady, vanja...

Nopotehina teny amin’ny toerana fanaovana fanazaran-tena fitifirana, eny Langaina, ny talata teo, ireo fitaovam-piadiana isan-karazany nogiazan’ny zandary, efa hatrany amin’ny andron’ny Tetezamita...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsy vita mora ny ady amin’ny kolikoly

Anisan’ny fanambin’ny fitondrana amin’izao ny ady amin’ny kolikoly. Mby aiza? Taorian’ny tatitry ny Bianco, misy ny nampiaka-peo fa arakaraka ny itenenan-dava ny kolikoly sy ny ady atao aminy, hono, no...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanohanana ny fanabeazana eny ifotony: nanampy ireo mpianatra ny vadin’ny...

Nitsidika ny EPP Mahamasina Atsimo ny vadin’ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra, Andriantsitohaina Claudia sy ny mpiandry tsatobin’ny Barea, i Melvin Adrien. Nitondra ary nizara fanomezana ho...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Misaona ny kitra eran-tany: nodimandry i Diego Maradona

Lavo ny andrarezina. Nodimandry, omaly, teo amin’ny faha-60 taonany ilay kintan’ny baolina kitra Arzatina, i Diego Armando Maradona. Voalaza fa nijanona tampoka ny fony taorian’ny fandidiana natao azy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kandidà loholona MMM, Rakotondrainibe Michel: “Misy minisitra sy governora...

Nitondra ny heviny amin’izao fiatrehana ny fifidianana loholona izao ny kandidà lohalisitra avy amin’ny antoko Malagasy miara-miainga, eto amin’ny faritanin’Antananarivo, Rakotondrainibe Michel....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiatoan’ny fifaninanana: mbola nandoa ireo vary mangatsiaka ny mpitantana ny...

Nohararaotin’ny mpitantana ny eo anivon’ny ENMG, Tsaralalàna nanatsarana ny sekoly ny tsy mbola niverenan’ny fifaninanana hidirana amin’io sekoly io. “Anisan’ny antony tsy mbola nirosoana amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ramamimampionona G. : “Ilaina ny politika marina”

“62 taona izay isika tao anatin’ny Repoblika. 60 taona ny Fahaleovantena. Ny dikan’izay, noraisintsika an-tanana ny fanaovana politika eto amin’ny firenena. Fitondrana iaraha-manana izany:...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

ENMG Tsaralalana: mpitsara 44 miofana momba ny ady amin’ny herisetra

Manaraka fiofanana mandritra ny roa andro ao amin’ny ENMG Tsaralalàna ireo mpitsara 44 mianadahy mikasika ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny miralenta. Tanjona fototra ny fanamafisana ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitarainana amin’ny herisetra: 4 000 ny antso efa voaray

Tsapa fa niakatra be ny isan’ny trangana herisetra, indrindra tato anatin’ny volana maromaro nihibohana. Nanomboka ny volana avrily ka hatramin’izao, tsy latsaky ny 4 000 mahery ny antso voarain’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Festival SAR’nao: mitohy eny Tsimbazaza ny fampirantiana

Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoan’ny Festival SAR’nao… Tanterahina eny Tsimbazaza, ao amin’ny biraon’ny « Direction des arts de la culture et de la vie communautaire » (Institut du métier de la...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Volley-“Open Asief”: hafana ny lalao manasa-dalana ny asabotsy izao

Samy hampiseho ny fahaiza-manaony ireo ekipa tafakatra amin’ny lalao manasa-dalana, ho an’ny taranja volley ball amin’ny fifaninanana “Open Asief”. Hotanterahina ny asabotsy izao izany eny amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fimpima sampana Itaosy: hisokatra ny taom-pianarana vaovao

“Handeha hianatra kabary”… Hanokatra ny taom-pianarana kabary vaovao ny Fimpima sampana Itaosy. Ny 28 novambra sy ny 29 novambra izao ny fidirana ho an’ny fampianarana kabary eo anivon’ity sampana ity....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampandihizana: efa mijoro ny sekoly ho an’ny DJ

Nanao fihaonambe tetsy amin’ny kianjan’ny Kanto, Mahamasina ireo DJ manerana ny Nosy, eo anivon’ny Mada DJ ofisialy, omaly. “Natsangana ny sekolin’ny DJ hanofanana sy hampianarana ireo liana...

View Article

Dobo filomanosana olympika-Toliara: nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny...

Isan’ny faritra misitraka ny fotodrafitrasa tafiditra indrindra anatin’ny vinan’asan’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena ny faritr’i Toliara. Fotodrafitrasa ara-panatanjahantena goavana...

View Article

Rallye Ronde 2020: «Bonus» ho an’ireo mpanamory sy mpankafy

Noho ny fangatahan’ny maro, indrindra fa ireo mpanamory, hisy indray ny Rallye ronde 2020. Araka izany, “bonus” hatolotry ny Federasiona sport automobile malagasy (FSAM) ho azy ireo ity fifaninanana...

View Article
Browsing all 70783 articles
Browse latest View live