Hatairana ny an’ireo voafonja ao Antanimora, omaly. Lehilahy iray voampanga tamina raharaha fakana an-keriny sy raharaha hafa ihany koa maty namono tena. Nihoson-dra tanteraka ny vata-mangatsiakany tamin’ny fotoana nahitana azy. Tsikaritra tamin’izany fa tapaka ihany koa ny tendany, hoy ny fanazavan’ny loharanom-baovao iray. Tsy nisy nahita sy tsy nisy nahare ny tranga fa ny fatiny […]
↧