Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Vonoan’olona feno habibiana: ny reniny ihany no namono nahafaty ny zanany

$
0
0
Tranga iray mampalahelo. Renim-pianakaviana iray nahavita namono ny zanany vavy iray vao 10 taona monja, tao Anaborano, fokontany Masoala. Tranga niseho tao amin’ny kaominina Vinanivao, distrikan’Antalaha, ny talata teo. Tsy manambady ravehivavy ary manan-janaka roa ka tsy arany ny famelomana azy ireo. Izay no hoe antony namonoany tamin’ny fomba feno habibiana ny zanany vavimatoa, araka […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Latest Images

Trending Articles