![]()
Saika hatao inona ? Tratran’ny polisin’ny UIR ao Taolagnaro ireo dimy lahy niaraka tamin’ny taolam-paty miisa 146 tao Mangarivotra Taolagnaro, afakomaly. Nataon’ireo mpangalatra taolam-paty tanaty gony lehibe telo ireto taolam-paty ireto. Hatreto aloha tsy mbola fantatra mazava ny fasana nakana ireto taolana marobe ireto sy ny toerana saika hanondranana azy. Nogiazana avy hatrany izy dimy lahy […]