Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Fampandihizana: efa mijoro ny sekoly ho an’ny DJ

$
0
0
Nanao fihaonambe tetsy amin’ny kianjan’ny Kanto, Mahamasina ireo DJ manerana ny Nosy, eo anivon’ny Mada DJ ofisialy, omaly. “Natsangana ny sekolin’ny DJ hanofanana sy hampianarana ireo liana amin’izany. Omena ny fahalalana fototra izy ireo. Misy koa anefa ny dingana arahina amin’ny sehatra samihafa”, hoy ny filohany, i Daddy Kool.  Anisan’izany ny fianarana ny tontolon’ny mozika. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Latest Images

Trending Articles