Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70758

Fidinana tao Beraketa : nampirisika ny vehivavy hamboly Rajoelina Mialy

$
0
0
Namaranan’ny filohan’ny fikambanana Fitia, Rajoelina Mialy, ny fitsidihana sy ny fitondrana tohana ho an’ny vahoaka ao amin’ny tapany atsimon’ny Nosy, omaly, ny distrikan’i Beraketa. Vahaolana maharitra iadiana amin’ny hanoanana ny nentiny ka nanolotra fitaovam-pambelona kubota sy moto pompe izy miaraka amin’ny masomboly sy zezika. Atolotra manokana ho an’ny vehivavy ireo rehetra ireo ka hioty ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70758

Trending Articles