![]()
Nanomboka anio ary haharitra hatramin’ny 10 desambra ho avy izao ny 16 andro hanaovana hetsika samihafa iadiana amin’ny herisetra. Marihina anio koa ny Andro natokana iadiana amin’ny herisetra atao amin’ny vehivavy. Nandritra ny fitsidihany tao amin’ny distrikan’i Bekily, omaly, nanentana ny fianakaviana hiaro ny ankizivavy ny vadin’ny filoha sady masoivohon’ny Ady amin’ny herisetra atao amin’ny […]