Lalana mampandroso ny lalàna
Fifampifehezana eo anivon’ny fiarahamonina ny lalàna: fandrarana izay tsy azo atao, fanerena amin’izay tsy maintsy atao… Mamaritra ny zo sy adidin’ny tsirairay. Miara-dalana izay fa tsy mandeha ila na...
View ArticleFizarana an’i Vatovavy sy i Fitovinany: niarahan’ny ampanjaka sy ny filoha...
An-dalana ny fametrahana ny faritra faha-23 ary noporofoin’ny filoha ny maha raiamandreny azy. Nihaino ny hetaheta eny ifotony amin’ny fametrahana ny faritra faha-23, amin’ny fizarana ho faritra roa :...
View ArticleNitsoaka nandositra ilay 4X4 nifaoka olona iray
Naratra mafy ary tsy nahatsiaro tena mihitsy ity tovolahy iray, 21 taona eo ho eo, nofaohin’ny fiarakodia 4X4 iray, mitondra laharana vahiny, tetsy akaikin’ny Pulman Alarobia, ny asabotsy tolakandro...
View ArticleFanagiazana entana tamin’ny tranombarotra iray: voakorontana ny fampiharana...
Tsy voahaja ny tany tan-dalàna. Tsy tanteraka araka ny tokony ho izy ny fampiharana fidirana an-tsehatry ny vadintany manoloana ny savorovoro niseho tao Fianarantsoa, ny faran’ny herinandro teo. «...
View ArticleFifidianana loholona ao Toamasina: mitarika ny lisitra kandidà MMM...
Nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiny ao amin’ny Ovec faritanin’i Toamasina ny kandidàn’ny antoko Malagasy miara-miainga. Mitarika ny lisitra, Raharinirina Sidonie, avy any Analanjirofo...
View ArticleMen: raikitra ny fanangonana boky
Notanterahina nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny hetsika « Fanangonana boky », tanterahin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena (Men). Anisan’ny nanombohana izany ary mbola hitohy ny tetsy...
View ArticleMiisa 10 ireo tranga vaovao eto Analamanga
Midina hatrany. Miisa 10 ireo nifindran’ny valanaretina coronavirus, ho an’ny eto Analamanga, araka ny antontanisa navoakan’ny CCO, omaly. Nihena tahaka izany koa ireo faritra ahitana tranga vaovao....
View ArticleNahazo ny Prix Nobel de la paix ny Pam
Nosafidian’ny Firenena mikambana hahazo ny prix Nobel de la paix, tamin’ity taona ity, ny Fandaharanasa iraisam-pirenena momba ny fanjarian-tsakafo na ny Pam. Anisan’ny nanomezana azy izany loka...
View ArticleAsa tanana: niroborobo ny zaitra tamin’ny fihibohana
« Hita ny fahavitrihan’ny ankamaroan’ny vehivavy na tovovavy nanjaitra tamin’ny fotoan’ny fihibohana tanteraka ireny… Manaporofo izany ireny hamaroan’ny fivarotana ny arovava orona tetsy sy teroa...
View ArticleAvy amin’ny firenena rosianina: hotohanana ara-tsakafo ireo mpianatra 200.000...
Hisitraka tohana ara-tsakafo ireo mpianatra any amin’ny faritra atsimo, izay anisan’ny manana olana ara-tsakafo sy fambolena. Avy amin’ny firenena rosianina ny fanampiana ary manodidina ny 200.000...
View ArticleFahasalaman’ny saina: hitety tanàna ny fanentanana
Nomarihina ny faran’ny herinandro teo ny andro maneran-tany ho an’ny fahasalaman’ny saina. Lohahevitra novoizina : “Ndao omen-danja ny fahasalaman’ny saina”. Mandritra ny iray volana no hanamarihana ny...
View ArticleFimpima maneran-tany: nosokafana ny taom-pianarana 2020 – 2021
Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany. Maro ny vita fa tsy vitsy ihany koa ireo mbola hotohizana. Iray amin’ireny ny fampianarana kabary sahanin’ity fikambanana zokiny indrindra eo amin’ny...
View Article50 taona nandraisana “micro”…: nomena ny mari-boninahitra “Commandeur” i Jaojoby
“Commandeur de l’Ordre National Malagasy”. Nosalorana io mari-boninahi-pirenena io, omaly, ny mpanjakan’ny salegy, Jaojoby. Mendrika azy izany raha ny zava-bitany ho an’ny kolontsaina sy ny zavakanto,...
View Article“Espoirs Sportifs de Tuléar”: vita ny kianja Basikety
Vaovao mahafaly no nozarain’ny filohan’ny fikambanana “Espoirs sportifs de Tuléar” (Est), i Vital Serge, ny faran’ny herinandro teo. Tontosa soa aman-tsara ny fanavaozana ny kianja Basikety ao...
View ArticleKabary – Lasalianina: nivoaka ny andia faha-13
Navoaka, omaly, alahady 11 oktobra 2020, tao amin’ny fiangonana St Eugene de Magenot, ny mpianatra kabary andia faha-13 nampitondraina ny anarana « Olontsambatra Raphael Louis Rafiringa ». Hetsika...
View ArticleKitra – Fihaonana amin’ny Etalons Borkinabe: sarotra ny safidy amin’ireo...
Hifantoka any Maraoka avokoa ny sain’ny mpitia baolina kitra rehetra amin’ity alatsinainy ity. Hifandona eo amin’ny lalao firahalahiana mantsy ny Barea de Madagascar sy ny Etalons-n’i Borkina Faso. Efa...
View ArticleLalaon’ny Barea: afa-po i Dupuis
Nanambara i Nicolas Dupuis, mpanazatra ny Barea de Madagascar, taorian’ny fandresena, 4 no ho 1 azony, nanoloana ny Swift Hesperange, ny zoma alina lasa teo fa afa-po izy, tamin’ny endri-dalao...
View ArticleLakandranon’i Pangalana: hosokafana ny fanamboaran-tsambo ao Mananjary
Nanaovana atrikasa, ny herinandro lasa teo, tany Mananjary ny fanarenana ny lakandranon’i Pangalana. Fehin-kevitra noraisin’ireo mpizaika ny fanokafana indray ny toerana fanamboaran-tsambo ao...
View ArticleBanky Iraisam-pirenena: hihena -3,3% ny fitomboan-karena aty Afrika
Hihisatra ny fandrosoana! Ho mafy ny fiantraikan’ny tranga Covid-19 aty amin’ny tapany atsimon’Afrika. Araka ny fanambaran’ny Banky iraisam-pirenena, hihena -3,3% ny fitomboan’ny harinkarena faobe aty...
View ArticleAla honko any Morondava: laharam-pahamehana miaraka amin’ny UN Habitat
Miaraka amin’ny UN Habitat (Fandaharanasan’ny firenena Mikambana mikasika ny trano fonenana), 200 ha hazo honko volena any amin’ny kaominina Morondava sy ny manodidina. Nosoritan’ny tompon’andraikitra...
View Article