Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Kitra – Fihaonana amin’ny Etalons Borkinabe: sarotra ny safidy amin’ireo mpilalao 11 voalohany

$
0
0
Hifantoka any Maraoka avokoa ny sain’ny mpitia baolina kitra rehetra amin’ity alatsinainy ity. Hifandona eo amin’ny lalao firahalahiana mantsy ny Barea de Madagascar sy ny Etalons-n’i Borkina Faso. Efa any Maraoka, hatramin’ny asabotsy lasa teo ny Barea de Madagascar, miandry ny fihaonana hikatrohana amin’ny Etalons-n’i Borkina Faso. Fihaonana firahalahiana, hotanterahina ao amin’ny kianja El Jadida, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Trending Articles