Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70696

Lalaon’ny Barea: afa-po i Dupuis

$
0
0
Nanambara i Nicolas Dupuis, mpanazatra ny Barea de Madagascar, taorian’ny fandresena, 4 no ho 1 azony, nanoloana ny Swift Hesperange, ny zoma alina lasa teo fa afa-po izy, tamin’ny endri-dalao nasehon’ireo mpilalao efatra vaovao, nantsoina hanatevina ny Barea de Madagascar, toa an-dry Hery Bastien, Sylvio, Hakim ary i Ramalingom. “Mbola misy ny tsy ampy, saingy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70696

Trending Articles