Midina hatrany. Miisa 10 ireo nifindran’ny valanaretina coronavirus, ho an’ny eto Analamanga, araka ny antontanisa navoakan’ny CCO, omaly. Nihena tahaka izany koa ireo faritra ahitana tranga vaovao. Roa avy ny any Amoron’i Mania sy Ihorombe raha iray avy kosa ny any Vakinankaratra sy ny any amin’ny faritra Diana. Miisa 16 izany ny fitambaran’ny tranga vaovao, […]
↧