Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Men: raikitra ny fanangonana boky

$
0
0
  Notanterahina nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny hetsika « Fanangonana boky », tanterahin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena (Men). Anisan’ny nanombohana izany ary mbola hitohy ny tetsy amin’ny CEG Antanimena, Anlamahitsy, Andranonahoatra, Antanimbarinandriana sy ny JJ Rabearivelo ary ny LMA Ampefiloha. « Tanjona amin’izao hetsika izao ny fanampiana ireo mpianatra eny anivon’ny EPP sy hitarihana ny zaza ho tia vaky […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Trending Articles