Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Fizarana an’i Vatovavy sy i Fitovinany: niarahan’ny ampanjaka sy ny filoha novahana ny olana

$
0
0
An-dalana ny fametrahana ny faritra faha-23 ary noporofoin’ny filoha ny maha raiamandreny azy. Nihaino ny hetaheta eny ifotony amin’ny fametrahana ny faritra faha-23, amin’ny fizarana ho faritra roa : Vatovavy sy i Fitovinany ny filoha Rajoelina Andry. Nihaona sy nitafa mivantana amin’ireo ampanjaka sy raiamandreny, olobe sy depiote ary ben’ny Tanàna miaraka amin’ireo vahoaka tany […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Trending Articles