Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70752

Avy amin’ny firenena rosianina: hotohanana ara-tsakafo ireo mpianatra 200.000 any atsimo

$
0
0
   Hisitraka tohana ara-tsakafo ireo mpianatra any amin’ny faritra atsimo, izay anisan’ny manana olana ara-tsakafo sy fambolena. Avy amin’ny firenena rosianina ny fanampiana ary manodidina ny 200.000 ireo mpianatra hahazo tombony amin’izany. Ho fanampiana ireo mpianatra any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy, nanolotra tohana ara-tsakafo mitentina iray tapitrisa dolara ny firenena rosianina tamin’ny alalan’ny masoivohony miasa […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70752

Trending Articles