Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70740

Ala honko any Morondava: laharam-pahamehana miaraka amin’ny UN Habitat

$
0
0
Miaraka amin’ny UN Habitat (Fandaharanasan’ny firenena Mikambana mikasika ny trano fonenana), 200 ha hazo honko volena any amin’ny kaominina Morondava sy ny manodidina. Nosoritan’ny tompon’andraikitra ao amin’ny kaominina fa anisan’ny laharam-pahamehana ny fanarenana ala honko any an-toerana ho fanatsarana ny tanàna, hitandrovana ny tontolo iainana  sy ny harena an-dranomasina. Ho fitandrovana ny tontolo iainana, io […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70740

Trending Articles