![]()
Hihisatra ny fandrosoana! Ho mafy ny fiantraikan’ny tranga Covid-19 aty amin’ny tapany atsimon’Afrika. Araka ny fanambaran’ny Banky iraisam-pirenena, hihena -3,3% ny fitomboan’ny harinkarena faobe aty Afrika, amin’ity taona 2020 ity. Raha ny fanadihadiana nataon’ny manam-pahaizana ara-toekarena ao amin’ny Africa’s Pulse, sambany tato anatin’ny 25 taona no nisian’ny fandrosoana miiba, mihemotra, toy izany taty Afrika. Vokany, […]