Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70793 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Filoha Rajoelina Andry tany Manakara : “Ho filamatra amin’ny famokarana...

Nidina ifotony tany Vatovavy Fitovinany (V7V), indray ny filoha Rajoelina Andry, omaly. Nisantarany izany ny famangiany ny tao Manakara ka nitokanany ny fanitarana ny ivontoerana Mielerie St Joseph...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Filan-dratsy atao amin’ny zaza: karohina ireo tovolahy roa namoaka sary...

Voararan’ny lalàna velona ny filan-dratsy atao amin’ny zaza. Mbola zava-doza koa raha mivoaka amin’ny tambajotran-tserasera ny sary na horonantsary mamoafady atao amin-jaza. Antony iray nahatohina ny...

View Article


Hatao fitiliana ADN ilay tady nanakendana azy… : nametraka fitoriana any...

Mivoatra ilay “Raharaha Danil Radjan”! Tafapetraka ao amin’ny fampanoavana ao Paris ny fitorian’ny fianakavian’i Danil Radjan. Ny mpisolovava frantsay Nicolas Goutx no niandraikitra ny fanaterana izany...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tafakatra 237 ireo maty : roa ireo lavon’ny covid-19

Mitombo hatrany ny isan’ ireo matin’ny valanaretina na mihena aza ny fifindrany. Olona roa avy eto Analamanga indray no lavo, omaly, araka ny tatitry ny CCO. Tafakatra 237 izany izao ireo nodimandry...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Analamanga – Fampandrosoana: namondron-kery ao amin’ny AJMA ireo ben’ny Tanàna

Nivondrona ary nanambatra hery ireo ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina amin’ny alalan’ny Fikambananan’ireo ben’ny Tanàna tanora eto Analamanga (AJMA). Nanao fanambarana ny fijoroany tetsy Anosy izy ireo,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lavo ny andrarezina: nodimandry i Clotilde, mpilalao tantara amin’ny radio

Lavo ny andrarezina ! Nodimandry teo amin’ny faha-79 taonany, omaly Raoi­lisoa Clotilde na i Clotilde, araka ny ahafantaran’ny olona maro azy. Anisan’ireo feo niavaka tao amin’ny Radiom-pirenena...

View Article

Potika amin’ny politika… adilahy

Ny lokanga tsy atao, hono, lehibe ny voatavo. Fahalainana sy fialan’ny malain-kisahirana izay. Mba inona kosa ny an’ireo hoe tsy mety handray anjara amin’ny fifidianana loholona? Lehibe ny raharaha ka...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – Fihaonana amin’i Borikina Faso: miandrandra ny TVM handefa ny...

Anisan’ny fihaonana goavana andrasan’ny rehetra ny lalaon’ny Barea de Madagascar sy ny Etalons-n’i Borkina Faso, ny alatsinainy ho avy izao. Vonona tanteraka ny ekipam-pirenena malagasy hiatrika an-dry...

View Article


Rallye International de Madagascar (RIM) : tsy misy « spécial slalom » ny...

Raikitra fa hotanterahina ny 13 ka hatramin’ny 15 novambra ho avy izao, ny andiany faha-41 amin’ny Rallye International de Madagascar (RIM). Io no tinapaky ny komity mpitantana eo anivon’ny federasiona...

View Article


Judo-Federasiona :mihemotra amin’ny 15 oktobra ny fivoriambe

Raha ny tokony ho izy sy araka ny daty napetraka, anio 10 oktobra ny tokony hanatanterahana ilay fivoriambe eo anivon’ ny federasiona malagasy, taranja Judo. Araka ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny...

View Article

Fanadinana bakalorea : raisina ora roa mialohan’ny fanombohana ny mpianatra

Hotanterahina ny alatsinainy 19 oktobra izao ny fanadinana bakalorea manerana ny Nosy. Nametraka ny lamina mano­kana ny minisiteran’ny Fampi­anarana mbony sy ny fikaro­hana siantifika hiatrehana ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mafana ny andro : maro ireo karazan-trondro misy poizina

Fotoana hitandremana tanteraka amin’ny fihinanana ha­zandrano voafantina izao andro mafana izao. Mihinana poizina ny hazandrano sasany ka tsy azo hanina. Mahafaty ny fihinanana ireny hazandrano...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

President’s Malaria Initiative (PMI) : tetikasa vaovao iadiana amin’ny tazomoka

Nampahafantatra ny teti­kasa vaovao President’s Malaria Initiative (PMI) Measure Ma­laria entina miady amin’ny aretina tazomoka ny USAID. Teti­kasa maharitra dimy taona izay hanatsara ny rafitra momba...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

10 oktobra – 94 taona nahafatesan’i Samuel Ratany: Andrarezin’ny literatiora...

Nasandratry ny gazety an-tsoratra, tamin’ny alalan’ireo sanganasany nivoaka matetika tao amin’ny Akon’Iarivo, Ny Mpanolotsaina, Sakaizan’ny tanora, ny Tsara hafatra, Ny mpandinika sns… Mbola tafiditra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampianarana : entanina hamaky boky ny ankizy

Misy ny hetsika «Samy ma­maky boky» andiany voalohany karakarain’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena hisarihana ny ankizy ho tia mamaky boky. Entanina ihany koa ny ankizy mba tsy hanimbasimba ireo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lalana Mahitsy-Antanetibe Mahazaza: tokony ho vita godirao amin’ny 2021 ny asa

Vaky ny 10%-n’ny atody, mivoaka any Mahitsy mandritra ny fitaterana azy mankaty an-tanàn- dehibe noho ny haratsian-dalana. Hatao godirao ny lalana Mahitsy-Antanetibe, hamahana izany olana izany....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiompiana : tsy mety tafarina hatramin’izao ny fihariana ronono

Sahirana amin’izao fotoana izao ireo mpiompy omby fa­kana ronono any amin’ny faritra Vakinankaratra, Itasy, sy Analamanga. Mandalo fotoan-tsarotra ity fihariana iray ity amin’izao fotoana izao, na efa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faritra Vatovavy Fitovinany: nahazo birao vaovao ny Talem-paritry ny...

Tsara sady manara-penitra. Izay raha tsorina no azo ilazana ny birao vaovaon’ny Talem-paritry ny filaminam-bahoaka any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany vao notokanana tamin’ny fomba ofisialy, ny...

View Article

Raikitra ny fifampitifirana tao Soanindrariny: lavon’ny zandary ny iray...

Tsy mifidy ora anaovana asa ratsy intsony ny jiolahy. Jiolahy enin-dahy nirongo basy vita gasy iray sy zava-maranitra nanafika tokantranona mpivarotra ao Soanindrariny Antsirabe II. Tranga, niseho ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Naharitra ora vitsivitsy vao tafavoaka ireo razana: mpanao lalana roa maty...

  Nihotsaka tampoka ny faritry ny toerana niasan’izy ireo, ka maty tototry ny tany vokatr’izany ireto mpiasa mpanao lalana roalahy tany Ankazondandy (RN 3). Nisy telo hafa kosa avotra ihany saingy...

View Article
Browsing all 70793 articles
Browse latest View live