![]()
Mitombo hatrany ny isan’ ireo matin’ny valanaretina na mihena aza ny fifindrany. Olona roa avy eto Analamanga indray no lavo, omaly, araka ny tatitry ny CCO. Tafakatra 237 izany izao ireo nodimandry noho ny coronavirus hatramin’ny 19 marsa no ho mankaty. Etsy an-daniny, miisa 22 ireo tranga vaovao ka avy eto Analamanga ny dimy amin’ […]