![]()
Anisan’ny fihaonana goavana andrasan’ny rehetra ny lalaon’ny Barea de Madagascar sy ny Etalons-n’i Borkina Faso, ny alatsinainy ho avy izao. Vonona tanteraka ny ekipam-pirenena malagasy hiatrika an-dry zareo Borkinabe. Andrasana koa ny TVM amin’ny fampitana ny lalao. Na mbola lalao fanomanan-tena aza, tokony halefan’ny TVM mivantana ny lalao. Hitodika ao amin’ny kianja El Jadida Maraoka […]