Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70828

Potika amin’ny politika… adilahy

$
0
0
Ny lokanga tsy atao, hono, lehibe ny voatavo. Fahalainana sy fialan’ny malain-kisahirana izay. Mba inona kosa ny an’ireo hoe tsy mety handray anjara amin’ny fifidianana loholona? Lehibe ny raharaha ka sarotra atrehina noho ny hakelezan’ny tena, tsy fahatokisan-tena, fiheveran-tena diso. Tsy inona fa tahotra ialokalofana amin’ny hoe fanarahan-dalàna? Politika tsotra izao: omena sy ma­hazo vahana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70828

Latest Images

Trending Articles