Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Analamanga – Fampandrosoana: namondron-kery ao amin’ny AJMA ireo ben’ny Tanàna

$
0
0
Nivondrona ary nanambatra hery ireo ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina amin’ny alalan’ny Fikambananan’ireo ben’ny Tanàna tanora eto Analamanga (AJMA). Nanao fanambarana ny fijoroany tetsy Anosy izy ireo, omaly. Efa fakana bahana hiatrehana ny fifidianana loholona ? Naneho fahavononana ny hanara-dia amin’izao fitondrana izao izy ireo ho fampandrosoana ny kaominina. Mazava rahateo ny teny faneva: “Isika rehetra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Latest Images

Trending Articles