![]()
Vaky ny 10%-n’ny atody, mivoaka any Mahitsy mandritra ny fitaterana azy mankaty an-tanàn- dehibe noho ny haratsian-dalana. Hatao godirao ny lalana Mahitsy-Antanetibe, hamahana izany olana izany. Nanomboka ny 13 aogositra 2018 ny asa fanamboaran-dalana, miainga eny Mahitsy, Ampanotokana hatrany amin’ny kaominina Antanetibe Mahazaza, samy ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo. Mitentina 30 tapitrisa dolara ny asa, famatsiam-bola maimaim-poana […]