Sénatoriales: Plus que deux provinces sans candidat
Sénatoriales: Plus que deux provinces sans candidat
View ArticleNaharitra ora vitsivitsy vao tafavoaka ireo razana: Mpanao lalana roa maty...
Naharitra ora vitsivitsy vao tafavoaka ireo razana: Mpanao lalana roa maty tototry ny tany, telo hafa naratra
View ArticleFanaovana fihetsika mamoafady tamin-jaza: naiditra eny Tsiafahy i Lee Stuvene...
Eny Tsiafahy no maka saina miandry ny fitsarana azy ilay tovolahy nanaparitaka sary mamoafady mampiseho tovolahy tsy ampy taona, niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera facebook, ny herinandro teo....
View ArticleFisolokiana avo lenta: nidoboka eny Antanimora ilay rangahy
Natolotry ny polisin’ny Brigade Criminelle Anosy, nisahana ny fanadihadiana, teo anatrehan’ny mpitsara mpanao famotorana, omaly tolakandro, ireo olona roa voarohirohy tamin’ny raharaha fisolokiana avo...
View ArticleFisolokiana : mpanondrana lavanila iray karohin’ny polisy
“Fisolokiana, hosoka sy fampiasana hosoka ary fivadiham-pitokisana”. Ireo, araka ny filazana fikarohana, navoakan’ny Sampandraharahan’ny polisim-pirenena misahana ny fanadihadiana ny heloka...
View ArticleFamonoana ireo teratany frantsay telo mianaka: olona telo voaheloka higadra...
Ny sazy faran’izay mavesatra indrindra no nanamelohan’ny fitsarana ambony tao Toamasina ireto telo mianadahy. Voarohirohy tamin’ilay vonoan’olona mahatsiravina, nahafaty ilay teratany frantsay,...
View ArticleVahaolana indray mandeha tsy miverina…
Anisan’ny fanamby amin’izao ny fanovana amin’ny hoe fitondrana tsara tantana, tany sy fanjakana tan-dalàna, fangaraharana… Miara-dalana amin’izany, ohatra, ny fanovana ny fomba fiasa, ny asa atao…...
View ArticleTsy nisy tranga Analamanga: nampitandrina mafy ny CCO
Tsy mbola tafavoaka ny ala na nihena aza ny tahan’ny valanaretina eto amintsika. Tsy nisy tranga vaovao teto Analamanga ary nihena ho valo ireo tranga vaovao manerana ny Nosy amin’ireo fitiliana natao...
View ArticleKitra – Lalao ara-pirahalahiana: niondrika 2 no ho 1 teo anatrehan’i Borkina...
Niondrika teo anatrehan’ny Etalons Borkina Faso, tamin’ny isa 2 no ho 1 ny Barea, nandritra ny lalao firahalahiana faharoa natao omaly tao amin’ny kianja El Jadida Maraoka. Nampiasa ny 4-3-3 ny Barea...
View ArticleFamerenan-kasina ny tanàna: noravan’ny polisy ny hetsik’ireo mpivarotra...
Miroso ary tsy hijanona intsony ny fanadiovana. Niatrana vao maraina teny Analakely sy ny manodidina ny mpitandro filaminana ary nandrava ny hetsika nokasain’ireo mpivarotra amoron-dalana, noesorina...
View ArticleFanoloron’ny MMM kandidà loholona: nampitandrina ireo olom-boatendry...
Tsy nitsitsy fitenenana. Hentitra ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo manoloana ny fitantanana ny firenena, indrindra ho an’ireo zatra ny lalan-dririnina. « Ny...
View ArticleSerasera: nandray ny asany ny tale jeneraly vaovao
Olon’ny serasera. Izay no nandrasan’ny mpisehatra handray ny toeran’ny tale jeneralin’ny serasera, eo anivon’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera. Tanteraka izany, satria voatendry hitana ity...
View ArticleAsa fanaovan-gazety: milaza hisintaka amin’ny fizarana karatra ny OJM
“Tandindomin-doza ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety”, hoy ny fanambarana nalefan’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara, na ny OJM. Haroson’izy ireo amin’izany ny heviny, mikasika indrindra...
View ArticleTsy hakana vola ny fampidirana mpianatra : hahazo fanampiana ireo...
Isorohana ny fangalana vola amin’ny ray aman-dreny, hanome fanampiana ho an’ny mpampianatra Fram tsy mbola nahazo tambin-karama isaky ny roa vola ny fanjakana. Hahazo fanampiana avy any amin’ny...
View ArticleFanabeazana nomerika: sekoly 20 hisitraka ny teknolojia vaovao
Sekoly 20 vaovao no hisitraka ny fanabeazana nomerika miaraka amin’ny fitaovana sy ny fanofanana omen’ny Orange Solidarité Madagascar, amin’ity taom-pianarana 2020-2021 ity miampy ny sekoly roa hafa...
View Article30 ireo mpiasan’ny fahasalamana hiady amin’ny kere
30 mianadahy ireo mpiasan’ny fahasalamana hidina any atsimon’ny Nosy handray an-tanana ny fahasalaman’ireo olona marefo tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo mivaivay any atsimon’ny Nosy. Nanaingany alahady...
View ArticleAlaotra Mangoro: nomena tohana ireo traboina
Nidina ifotony tany Amparafaravola ny minisiteran’ny Mponina, notarihin’ny tale jeneralin’ny fiahiana ara-tsosialy, nitondra tohana ho an’ireo traboina vokatry ny loza voajanahary, rivodoza sy...
View ArticleTantara amin’ny Radio – Vahatra Nasaina: “Tokony hatao asa hitera-bola ny...
Finaritra ery ny mpihaino! Tsy tsapany loatra fa lalana mafimafy no nizoran’ny tantara iray vao mipaka any an-tsofiny. Manana ny ambarany momba izay i Vahatra Nasaina, mpanoratra. Vahatra Nasaina,...
View ArticleEditions Jeunes Malgaches: nivoaka boky ny tantara marin’i Tsimiavo
« Les Robinsons de l’île Tromelin » ny lohateny nomen’i Alexandrine Civard-Racinais ity tantara marina sy mahavariana niainan’i Tsimiavo ity. I Veloniaina Rabakoly kosa no nandika azy amin’ny fiteny...
View ArticleDancehall, reggae: tafaraka ry Kheman, Nadz…
Miainga any indray ny vazo angaredona, iarahana amin-dry Kheman, Nadz, KSR ary i Big Man. Hangotraka ny lanonana na somary antenantenan’andro ihany ary ny anio 13 oktobra. hanomboka, amin’ny 3 ora...
View Article