30 mianadahy ireo mpiasan’ny fahasalamana hidina any atsimon’ny Nosy handray an-tanana ny fahasalaman’ireo olona marefo tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo mivaivay any atsimon’ny Nosy. Nanaingany alahady teo teny amin’ny tokotanin’ny HJRA ireo hamita ny iraka nampanaovina azy. Ahitana dokotera 15 sy paramédicaux 15 izy ireo, hamonjy ireo mpiray tanindrazana mitofezaky ny hanoanana noho ny kere. Hanatanteraka ireo […]
↧