Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Famonoana ireo teratany frantsay telo mianaka: olona telo voaheloka higadra mandra-pahafatiny

$
0
0
Ny sazy faran’izay mavesatra indrindra no nanamelohan’ny fitsarana ambony tao Toamasina ireto telo mianadahy. Voarohirohy tamin’ilay vonoan’olona mahatsiravina, nahafaty ilay teratany frantsay, Françisco Lopez sy ny vadiny ary ny zanany vao 7 taona monja ; gadra an-terivozona mandra-pahafatiny azy ireo. Nahasarika ny sain’ny maro tao Toamasina ny fotoam-pitsarana nandeha tao amin’ny fitsarana ambony, omaly. Ady […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Latest Images

Trending Articles