Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70793

Fisolokiana avo lenta: nidoboka eny Antanimora ilay rangahy

$
0
0
Natolotry ny polisin’ny Brigade Criminelle Anosy, nisahana ny fanadihadiana, teo anatrehan’ny mpitsara mpanao famotorana, omaly tolakandro, ireo olona roa voarohirohy tamin’ny raharaha fisolokiana avo lenta. Ilay rangahy, izay voalaza fa mpiasam-panjakana ambony efa nitana andraikitra maro ary ilay ramatoa kosa milaza ho mahitahita sy lava tanana amin’ny afera maloto ataony. Taorian’ny fakana am-bavany azy ireo, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70793

Latest Images