Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70885

Alaotra Mangoro: nomena tohana ireo traboina

$
0
0
Nidina ifotony  tany Amparafaravola ny minisiteran’ny Mponina, notarihin’ny tale jeneralin’ny fiahiana ara-tsosialy, nitondra tohana ho an’ireo traboina vokatry ny loza voajanahary, rivodoza sy tafiotra narahina havandra niseho tany an-toerana. Anisan’ny voa mafy ny fokontanin’Antanimafy, kaominina Morarano Chrome, faritra Alaotra Mangoro. Nitondra fanampiana toy ny vary, voamaina, savony … ho an’ireo traboina ireo ny fanjakana tamin’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70885

Latest Images

Trending Articles