![]()
Sekoly 20 vaovao no hisitraka ny fanabeazana nomerika miaraka amin’ny fitaovana sy ny fanofanana omen’ny Orange Solidarité Madagascar, amin’ity taom-pianarana 2020-2021 ity miampy ny sekoly roa hafa tsy afaka nampiharana izany noho ny valanaretina niseho teto nandritra ny taom-pianarana lasa teo. Natao omaly ny fanavaozana sy fanohizana ny fiaraha-miasa teo amin’ny minisiteran’ny Fanabeazana sy ny […]