Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70696 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Exploitation des produits forestiers: le ministère apporte des précisions

Le ministre de l’Environnement et du développement durable (MEDD), Alexandre Georget, a apporté des précisions  hier, concernant une note-instruction. Celle-ci est émise le 29 janvier de cette année...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mantadia Andasibe: des coupes illicites dans la réserve

Les acteurs œuvrant dans la protection de la biodiversité de Mantadia Andasibe signalent des cas de coupe illicite de bois précieux. En effet, lors d’un randonné organisé dimanche dernier, les guides...

View Article


Nentin’ny tahotra: nitsambikina avy eny ambony taxi-be ka notatazan’ny vato...

Nihevitra ny hiala loza, kanefa vao mainka nidiran-doza. Lehilahy iray nitsambikina avy eny ambony taxi-be raha vao nahita fa hoe tapaka hisatra ity fiara nisy azy, teny Ankorondrano. Nifatratra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Avy any Ambovombe: jiolahy miisa efatra tonga nanao fanafihana ao Toamasina

Taorian’ny fanafihana mitam-piadiana nahafatesan’olona tao Tanambao fahadimy Toamasina, ny alatsinainy 28 janoary 2019 lasa teo. Nametraka paikady ary nanao fanamby ny polisy avy ao amin’ny...

View Article

Avy nanendaka teny Isotry: tratra teo am-pisoloana akanjo sy nijery tele ireo...

Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’Isotry, ny zoma lasa teo noho ny resaka fanendahana sy sinto-mahery ireo andian-tontakely miisa fito. Raha ny fanazavan’ny polisy, nisy vehivavy iray...

View Article


Fiaran’olon-tsotra: tsy azo ampiasaina ny fitaratra mainty

Nampahatsiahy ny minisiteran’ny fitaterana sy ny fizahantany ary ny famantarana ny toetrandro, Randriamandranto Joël fa voararan’ny lalàna ny fampiasana fitaratra miloko mainty (vitres fumes) ho an’ny...

View Article

Antsirabe: mpiandry omby maty tao anaty lava-drano  

  Nitrangana fanafihan-dahalo tao Antsenanomby fokontany Ivohitra kaominina Antsirabe, ny zoma 1 febroary 2019 alina lasa teo. dahalo saika handroba ombin’olona tao an-tanànan’Ivohitra ireto nanafika...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ampamarinana: tovolahy nahatrarana basy PA

Tovolahy iray 20 taona no tratran’ny polisy avy ao amin’ny kaomisiaran’Antaninandro noho ny fanendahana teo Ampamarinana, ny alatsinainy 4 febroary 2019 tamin’ny 7 ora hariva. Araka ny fanazavan’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Famelabelarana ny PGE tamin’ireo loholona: hanakaiky eny ifotony ny vahaolana...

Nambaran’ny Praiminisitra  Ntsay Christian, nanoloana  ireo loholona, omaly tetsy Anosikely fa hapetraka ny tompon’andraikitra mahefa any amin’ny faritra amin’ny alalan’ny goverenoram-paritra, araka ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanjavonan’i Emiliano Sala: hanomboka anio ny « Opération sous-marine »

Resabe nanomboka ny alahady lasa teo ilay lozam-piaramanidina nihatra tamin’i Emiliano Sala, mpilalao baolina kitra “Italo-Argentin ». Ity farany izay niala tao amin’ny ekipan’ny FC Nantes ary hizotra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Handray anjara koa i Lija: hitondra ny “rock symphonique” ry Kiaka sy Tselatra

Sambany hiaka-dapa! Miketrika ary mampanantena seho miavaka ry Kiaka sy Tselatra, anatin’ny “Mifampitantana”… Anisan’ny handray anjara i Lija! Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy ny rock manokana,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

AFT: hofanina ireo tanora te hanoratra

Manohana sy mampiroborobo ny teny sy ny literatiora malagasy ny Alliance française (AFT) etsy Andavamamba. Anisan’ny hetsika entiny manatratra izany tanjona izany ny « Manoratra aho », atrikasa...

View Article

Hiverina ny oram-baratra: tsy hikasika an’i Madagasikara ny rivodoza roa

Tsy hikasika an’i Madagasikara ny rivodoza roa miforona ao amin’ny ranomasimbe Indiana, araka ny nambaran’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro,omaly. Rivodoza voalohany  any amin’ny 1675 Km...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nijery ifotony ny filoha  Rajoelina: 86 matin’ny aretina kitrotro amin’ny...

Haparitaka manerana ny Nosy ny vaksiny ahitana fatra 4 tapitrisa iadiana amin’ny valanaretina kitrotro, hoy ny filoha, Rajoelina Andry,omaly tany amin’ny distrikan’Ambilobe. Nidina ifotony nijery ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Miantso ny tomponandraikitra: noravan’ny mpitantana ny Bongolava maitso ny...

Manao antso amin’ny fitondrana amin’izao fotoana izao sy ny minisiteran’ny Tontolo iainana ary ny fampandrosoana maharitra ny ben’ny Tanàna telo ahitana ny faritra misy ny tandavanala arovana Bongolava...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

FDA* – Alaotra-Mangoro: ezahina ampiana ireo tetikasa hita fa haharitra

Fanampiana maimaimpoana ny Tantsaha ny FDA na ny Tahiry ho fampandrosoana ny fambolena. Rafitra atao hamatsy vola ny tantsaha na vondrona tantsaha izany, raha toa ka efa  nahavonona 5 % ka hatramin’ny...

View Article

Faritra Menabe: haverina ny ala honko ho fiveloman’ny maro

Nahitana olona maro, manampahaizana, mpianatra sy olon-tsotra nihaona sy nifampiresaka, nandritra ny fankalazana ny “Andron’ny hamandoana”, ny 2 febroary teo teto Antananarivo.  Fantatra tamin’io...

View Article


Praiminisitra Ntsay Christian: « Misy manodinkodina ny volan’ny sefo...

« Fantatsika fa misy fandaminana , mandeha any amin’ny faritra ny fandehan’ny vola ho an’ny lehibem-pokontany. Amin’izao fotoana izao, be dia be ny fanodinkondinana ny volan’ny lehibem-pokontany. Eo...

View Article

Ceni: « Tsy mahomby ny fanavaozana ny lisi-pifidianana » 

« Raha bangoina tokana, ny hetsika fanavaozana ny lisi-pifidianana indray mitoraka ity, taona 2018-19, no tsy nahomby indrindra raha sanatria ka mitohy izao antontan’isa izao. Ny antony heverina fa...

View Article

Fametrahana tontolo milamina: hametraka paikady eny ifotony ny CFM 

“Nametraka paikady ahafana manorina tontolo milamina mba hisian’ny fampandrosoana maharitra eto amin’ny firenena isika”, hoy ny filohan’ny vaomieran’ny fanarenana ifotony ny firenena sy ny Repoblika eo...

View Article
Browsing all 70696 articles
Browse latest View live