Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70736

Praiminisitra Ntsay Christian: « Misy manodinkodina ny volan’ny sefo fokontany » 

$
0
0
« Fantatsika fa misy fandaminana , mandeha any amin’ny faritra ny fandehan’ny vola ho an’ny lehibem-pokontany. Amin’izao fotoana izao, be dia be ny fanodinkondinana ny volan’ny lehibem-pokontany. Eo am-panaovana fanadihadiana momba izany isika. » Izay ny fanazavan’ny Praiminisitra Ntsay Christian teny Tsimbazaza, afakomaly, momba ny fokontany sy ny tambin-karama ho an’ny lehibem-pokontany tamin’ny namaranany ny fanolorana ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70736

Trending Articles