Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70696

Ceni: « Tsy mahomby ny fanavaozana ny lisi-pifidianana » 

$
0
0
« Raha bangoina tokana, ny hetsika fanavaozana ny lisi-pifidianana indray mitoraka ity, taona 2018-19, no tsy nahomby indrindra raha sanatria ka mitohy izao antontan’isa izao. Ny antony heverina fa nahatonga izao vokatra tsy mifanaraka amin’ny tokony ho izy izao: eo aloha ny nanatontosantsika ny fifidianana filohan’ny Repoblika. » Izay ny fanazavan’ny filoha lefitry ny Ceni, Rakotonarivo Thierry, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70696