“Nametraka paikady ahafana manorina tontolo milamina mba hisian’ny fampandrosoana maharitra eto amin’ny firenena isika”, hoy ny filohan’ny vaomieran’ny fanarenana ifotony ny firenena sy ny Repoblika eo anivon’ny CFM, ny mopera Andrianjava Serge, afakomaly. Nivory sy nisintaka teny amin’ny UCM Ambatoroka izy ireo, ny alatsinainy teo. Nivoitra tamin’izany ny fampandrifiana ny paikady amin’ny fandaharanasan’ny filoham-pirenena amin’ny […]
↧