![]()
Sambany hiaka-dapa! Miketrika ary mampanantena seho miavaka ry Kiaka sy Tselatra, anatin’ny “Mifampitantana”… Anisan’ny handray anjara i Lija! Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy ny rock manokana, indrindra ireo nanaraka ny tarika Tselatra hatramin’izay izany. Vaovao lehibe faharoa, haka endrika “rock symphonique”, ny fampisehoana “Mifampitantantana”, iarahana amin’ny tariaka Kiaka sy ny tarika Tselatra, etsy amin’ny lapan’ny […]