![]()
Taorian’ny fanafihana mitam-piadiana nahafatesan’olona tao Tanambao fahadimy Toamasina, ny alatsinainy 28 janoary 2019 lasa teo. Nametraka paikady ary nanao fanamby ny polisy avy ao amin’ny Commissariat Centrale fa tsy maintsy ho tratra ireo mpanafika sy mpandroba tamin’io fotoana io… Nahitam-bokany izany satria saron’ny polisy ny 2 febroary 2019 teo ny ampahany amin’ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ilay […]