Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70752

Nentin’ny tahotra: nitsambikina avy eny ambony taxi-be ka notatazan’ny vato sy fiara

$
0
0
Nihevitra ny hiala loza, kanefa vao mainka nidiran-doza. Lehilahy iray nitsambikina avy eny ambony taxi-be raha vao nahita fa hoe tapaka hisatra ity fiara nisy azy, teny Ankorondrano. Nifatratra tamin’ny vato teo amin’ny sisin’arabe anefa izy, ny lohany no nidona, ary mbola notatazan’ny fiara iray tao aoriana. Mbola nisy moto iray hafa nidona ihany koa […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70752

Trending Articles