Tsy hikasika an’i Madagasikara ny rivodoza roa miforona ao amin’ny ranomasimbe Indiana, araka ny nambaran’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro,omaly. Rivodoza voalohany any amin’ny 1675 Km atsinanan’Antalaha. 55 Km isan’ora ny rivotra entiny arahina tafiotra 75-80 km isan’ora. Faharoa izay mbola andalam-piforonana tanteraka any amin’ny 650 km atsinanan’Antsiranana omaly maraina tamin’ny 9ora. Mitombo hery […]
↧