Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70681 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Jly Ramanantsoa – Kly Ratsimandrava: niavaka ny famindram-pahefana ny 5...

5 febroary 1975, 44 taona lasa izay, tsaroan’ny maro ny tenin’ny kolonely Ratsimandrava Richard tamin’ny fanomezana fahefana azy: « tsy hiamboho adidy aho, mon général, hoy izy ». Tsaroana ihany...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiaraha-miasa amin’ny iraisam-pirenena: hitodika amin’ny toekarena sy varotra...

Mazava izao ny tanjona tiana hotratrarina: ny hanenjika ny fahataran’i Madagasikara eo amin’ny sehatra rehetra amin’ny fampandrosoana, araka ny nambaran’ny Praiminisitra Ntsay Christian, nanolotra ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Asa sosialy eny ifotony: notohanan’ny ben’ny Tanànan’Ivato ny zokiolona

« Manaja sy manome lanja ny zokiolona izahay ka tsy manadino amin’ny taom-baovao toy izao ary manolotra nofon-kena mitam-pihavanana sy solombodiakoho ho anareo raiamandreny« , hoy ny ben’ny Tanànan ‘ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fifidianana: lany avy hatrany ny depiote be vato

Nitondra fanazavana ny eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana momba ny fifidianana  depiote. Nambaran’ny minisitra Razafimahefa Tinarivelo tamin’izany fa fifidianana amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Manentana ny mpifidy ny Malagasy miara-miainga

Tsy an-kiandriandry ary mandray andraikitra avy hatrany. Nidina teny ifotony nanentana ny mpifidy hisoratra anaty lisi-pifidianana ny eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga. Nitarika izany ny eo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tontolon’ny asa: ratsy amin’ny ankapobeny ny tsenan’asa

Sarotra ny manadihady ny tontolon’ny asa, indrindra fa ratsy ny tsenan’asa amin’ny ankapobeny manerana ny Nosy. Mahazo vahana hatrany ireo miasa asa ivelan’ny ara-dalàna (informels). Sarotra ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Pr Raoelina A. sy Pr Ratsimbazafy J: maro ny voka-pikarohana siantifika ho...

Maro ny voka-pikarohana vitan’ny manampahaizana mpikaroka malagasy, toy ireo mpikambana ao amin’ny Akademia, saingy tsy nifantohan’ny fitondram-panjakana nifandimby hatramin’izay. Mahakasika sehatra...

View Article

An-kitsim-po: mbola ho ela ny fotoam-pahavaratra

Mbola ho ela ny fotoam-pahavaratra vao ho tapitra. Ho betsaka, araka izany, koa ny fahavoazana any amin’ny faritra maro, indrindra ny any ambanivohitra. Maina tsy ampy rano teo aloha ny velaran-tany...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faritra Boeny: hojerena ny loto manimba ny morontsiraka

Nanaovana jery todika, ny faran’ny volana janoary teo tany Mahajanga, ny asa vita nandritra ny taona 2018 momba ny fitantanana morontsiraka any Boeny, iandraiketan’ny komitim-paritra mitantana ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tetikasa Ambatovy: manohana ny masoivoho vahiny

Mitentina 8 miliara dolara ny fampiasam-bolan’ny Tetikasa Ambatovy. Manohana izany ny masoivoho maromaro ary maniry ny hisian’ny tetikasa toraka izany satria tsapan’izy ireo ny fampandrosoana entiny ho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tohodranon’Ivolobe: hamokatra ny 40%-n’ny herinaratra eto amintsika

Hanomboka mialoha ny faran’ity taona 2019 ity ny asa fanamboarana ny tohodrano mamokatra herinaratra any Ivolobe Toamasina. Manatanteraka azy ny vondrona orinasa Compagnie générale d’hydroéléctricité...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

“Mpanoratry ny taona 2018” Lasan-dRavorombato ny anaram-boninahitra Rehefa...

Nitondra tohana ho an’ireo mifonja ao Toliara I ny ekipa sosialy ao amin’ny Bel Avenir. Tanjona ny hifampizara hafaliana sy hampahery ireo voafonja niangaran’ny vintana. Efa nisy ny fiaraha-miasan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

“Mpanoratry ny taona 2018”: lasan-dRavorombato ny anaram-boninahitra

Rehefa nasaina nifidy ny rehetra ka nalefa ho isa fanampiny na « bonus » ny isa nomen’izy ireo. Rehefa nifidy ny mpitsara ka natao ny tambatr’isa rehetra azo… Lasan-dRavorombato Ony Lantoarimamy ny...

View Article


Volley – CCC –Zone7: namiratra ny Cosfa sy ny Bi’As, tsy nahomby ny AMVB

Mitohy ny fahombiazana ho an’ny klioban’ny Bi’As, mandritra ny fiadiana ny “CCC-Zone7”, taranja volley-ball. Taorian’ny nandavoany ny Anse Royale avy atsy Seychelles, tamin’ny andro voalohany,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Badminton – Fifaninanam-pirenena: nahomby ny fiofanana natao tany Sina

Tsy very maina ny ezaka ho an-dRandriamalala Keman Julio sy Razafiarimalala Asminah Epiphanie, nandritra ny fiadiana ny tompondaka nasionaly teo amin’ny olon-droa, taranja badminton, notanterahina teny...

View Article


Rugby – Terre en Mêlées: mbola mitohy ny dia ho an-dry Marcelia

Taorian’ny fandakana ny baolina voalohany, mbola nitafatafa sy nanatrika mivantana ireo kalaza, i Jonny Wilkinson sy i Thierry Dusautoir, ihany koa izy telo mirahavavy, avy amin’ny Tem (Terre en...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Paralimpika – Tompondaka nasionaly: nofaranana tamin’ny lomano ny fifaninanana

Nifarana, ny alahady lasa teo, tamin’ny taranja lomano, ny fifaninanam-pirenena 2018 ho an’ny paralimpika. Fifaninanana notontosaina teny amin’ny dobo filomanosana eny amin’ny ANS Ampefiloha. Fito ny...

View Article


Lomano – Ligy rezionaly Analamanga: tsy an-kiato ny fifaninanana, ny asabotsy...

Eo an-dalam-pikarakarana fifaninanana hifantenana izay mpilomano mendrika amin’izao ny eo anivon’ny ligy rezionaly Analamanga, taranja lomano. Fifaninanana hotanterahina ny asabotsy 9 febroary izao eny...

View Article

Mise en œuvre de la PGE: le PM insiste sur 5 axes prioritaires

Mise en œuvre de la PGE: le PM insiste sur 5 axes prioritaires

View Article

Vatobe eny Ampamarinana: misy fahavakisana 24 atahorana hianjera amin’ny...

Vatobe eny Ampamarinana: misy fahavakisana 24 atahorana hianjera amin’ny fotoana rehetra

View Article
Browsing all 70681 articles
Browse latest View live