Mitohy ny fahombiazana ho an’ny klioban’ny Bi’As, mandritra ny fiadiana ny “CCC-Zone7”, taranja volley-ball. Taorian’ny nandavoany ny Anse Royale avy atsy Seychelles, tamin’ny andro voalohany, noravarainy ihany koa, omaly tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena, ny ekipan’ny All Stars avy atsy Mayotte. Lavony tamin’ny seta 3 no ho 0, nandritra izany, ry zareo avy any Mayotte. Maivana […]
↧